|
|
|
|

Teny iditra1  omby maranitra
Singan-teny  2 omby, 3 maranitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 omby nohetezana mitsokotsoko ny sofiny.
6 ombin' andriana taloha izay noranitina ny sofiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the sovereign's oxen, whose ears are made pointed.. [1.2]
Tovy hevitra  8 omby voarani-tsofina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12